Hijery ny anatiny

Lesona 18: Hajao ny Tranon’i Jehovah

Lesona 18: Hajao ny Tranon’i Jehovah

Nahoana ianao no tsy tokony hihazakazaka na hilalao, rehefa any amin’ny Efitrano Fanjakana?

Mety ho Tianao Koa

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)

Manaja ny Tranon’i Jehovah ve Ianao?

Iza amin’ireo sary ireo no mampiseho ankizy hendry tsara rehefa any am-pivoriana

VIDEO

Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah

Makà lesona avy amin’ny tantaran’ireo olona samy hafa resahin’ny Baiboly hoe lasa naman’i Jehovah.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.