Hijery ny anatiny

INONA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY?

Inona no Marina Momba An’Andriamanitra? (Fizarana 2)

Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 1, ity tari-dalana fianarana ity.

Fantatrao ve ny anaran’Andriamanitra? Nahoana ianao no tokony hampiasa azy io? Ataovy pirinty ilay PDF ary valio ny fanontaniana ao.