Hijery ny anatiny

30 AOGOSITRA 2019
ÉRYTHRÉE

TATITRA MANOKANA: Ny Fanenjehana ny Vavolombelon’i Jehovah any Érythrée

TATITRA MANOKANA: Ny Fanenjehana ny Vavolombelon’i Jehovah any Érythrée

Ny Sampan-draharahan’ny Filazam-baovao no nanomana an’io tatitra manokana momba ny fanenjehana ny Vavolombelon’i Jehovah any Érythrée io, tamin’ny Aogositra 2019. Natao izy ity mba hozaraina sy hodinihina miaraka amin’ny manam-pahefana.

Tatitra amin’ny teny anglisy

Nisy 52 ny Vavolombelon’i Jehovah migadra any Érythrée, tamin’ny Aogositra 2019. Resahina ao amin’io tatitra io ny tsipiriany sasany momba an’ireo Vavolombelona ireo.

Tatitra amin’ny teny anglisy

Nandinika ny fomba itondran’i Érythrée ny Vavolombelon’i Jehovah ny Vaomiera Afrikanina Miaro ny Zon’olombelona sy ny Zon’ny Vahoaka (ACHPR), tamin’ny 28 Aprily 2018. Fintinina ao amin’io tatitra io ny fanamarihana farany nolanin’izy ireo, taorian’ny dinika nataony tamin’ny 24 Oktobra ka hatramin’ny 13 Novambra 2018.

Tatitra amin’ny teny anglisy