Hijery ny anatiny

18 SEPTAMBRA 2019
KOREA ATSIMO

Tsy Nety Nanao Miaramila ny Rahalahy any Korea Atsimo Satria Be Herim-po sy Manam-pinoana

Tsy Nety Nanao Miaramila ny Rahalahy any Korea Atsimo Satria Be Herim-po sy Manam-pinoana

Efa hatramin’ny 1953 no nogadraina ny rahalahy tanora any Korea satria tsy nety nanao miaramila. Rahalahy 19000 mahery no efa nigadra satria tsy te hampandefitra ny finoany, ary nahatratra 36000 taona ny fotoana nigadran’izy ireo raha atambatra. Tamin’ny 28 Febroary 2019 no nafahana ny farany tamin’izy ireo. Fa nahoana izy ireo no nafahana daholo? Jereo ato ny tantaran’ireo rahalahy koreanina be herim-po sy nanam-pinoana ireo.