Hijery ny anatiny

Asainay Ianao: Fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah 2023: “Manàna Faharetana”!

Asainay Ianao: Fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah 2023: “Manàna Faharetana”!

Tena mila manam-paharetana mihoatra noho ny hatramin’izay isika amin’izao. Inona anefa no tena dikan’ny hoe faharetana? Ary nahoana izy io no tena ilaintsika? Tongava manatrika an’ilay fivoriambenay 2023 hoe “Manàna Faharetana”!