Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Bosnia-Herzegovina

  • Eo akaikin’ny Tetezana Tranainy, any Bosnia-Herzegovina—Manolotra an’ilay taratasy mivalona hoe Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any?

Topy Maso—Bosnia-Herzegovina

  • 3 237 000—Mponina
  • 969—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 16—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 3 418—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

VAOVAO

Manampy Tra-boina any Amin’ireo Tany Balkans ny Vavolombelona

Nanao zavatra avy hatrany ny mpiasa an-tsitrapo maro mba hanampiana sy hampaherezana an’ireo niharan-doza tamin’ilay tondra-drano tamin’ny Mey 2014, tany Bosnia-Herzegovina, Kroasia, ary Serbia.