Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Cameroun

  • Buea, any Cameroun—Mitory amin’ny mpaka dite, eny akaikin’ny Tendrombohitra Cameroun

Topy Maso—Cameroun

  • 28 608 000—Mponina
  • 44 558—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 500—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 665—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO

Fanorenana Vita Talohan’ny Valanaretina

Nieritreritra isika hoe hanorina sy hanavao trano 2 700 mahery ampiasaina amin’ny fanompoana an’i Jehovah, mandritra ny taom-panompoana 2020. Inona no vokatry ny valanaretina COVID-19 tamin’ireo tetikasa ireo?

MIFOHAZA!

Fitsidihana An’i Cameroun

Fantaro ny fombafomba sy ny mponina ao amin’io tany afrikanina io.