Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Gresy

  • Monastiraki Square, any Atena, any Gresy—Manolotra gazety Mifohaza!

Topy Maso—Gresy

  • 10 482 000—Mponina
  • 27 759—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 345—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 379—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

VAOVAO

Fahatsiarovana An’ireo 50 Taona Niadiana ho An’ny Zo Hitory

Nandresy ihany i Minos Kokkinakis tamin’ny 1993, rehefa niady nandritra ny 50 taona mba hanajana ny zony hiresaka momba an’izay inoany. Sambany ny CEDH no nanameloka firenena tsy nanaja ny fahalalahana ara-pivavahana.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Te ho Miaramilan’i Kristy Foana Aho

Nogadraina i Demetrius Psarras satria tsy nety nampiasa fitaovam-piadiana. Nampijalijalina izy tany nefa niezaka nanome voninahitra an’i Jehovah foana.