Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Mozambika

  • Bairro dos Pescadores, akaikin’i Maputo, any Mozambika—Manolotra ny gazety Ny Tilikambo Fiambenana

Topy Maso—Mozambika

  • 32 420 000—Mponina
  • 87 668—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 1 651—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 398—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO

Naharaka Fivoriamben’ny Vondrom-paritra

Azo nalaina tao amin’ny Internet ny fivoriamben’ny vondrom-paritra 2020, nefa tsy afaka mampiasa Internet ny ankamaroan’ny mpiara-mpanompo any Malawi sy Mozambique. Ahoana àry no nahafahan-dry zareo nanaraka an’ilay fivoriambe?