Hijery ny anatiny

Nanankinana ny Fandikana ny “Fanambarana Masin’Andriamanitra”—Romanina 3:2

Nanankinana ny Fandikana ny “Fanambarana Masin’Andriamanitra”—Romanina 3:2

Mirakitra ny fahamarinan’Andriamanitra ny fandikan-tenin’ny Baiboly maro, ary nampiasa azy ireny ny Vavolombelon’i Jehovah nandritra ny zato taona lasa. Nahoana izy ireo no nandika ny Baiboly ho amin’ny fiteny anglisy maoderina? Inona no vokany? Jereo ity video ity hoe Nanankinana ny Fandikana ny “Fanambarana Masin’Andriamanitra”—Romanina 3:2.