Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sarobidy Tamin’izy Ireo ny Baiboly: Ampahany (William Tyndale)

Sarobidy Tamin’izy Ireo ny Baiboly: Ampahany (William Tyndale)

Hita ato amin’ity ampahany amin’ilay video hoe Sarobidy Tamin’izy Ireo ny Baiboly ity ny ezaka nataon’i William Tyndale mba handikana ny Testamenta Vaovao ho amin’ny teny anglisy.