Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2019

Fandaharana ho an’ny fivoriamben’ny vondrom-paritry ny Vavolombelon’i Jehovah 2019 hoe “Tsy ho Levona Mandrakizay ny Fitiavana”!

Zoma

Miorina amin’ny 1 Tesalonianina 4:9 ny fandaharana zoma, manao hoe: ‘Ampianarin’Andriamanitra Hifankatia Ianareo.’

Asabotsy

Miorina amin’ny Efesianina 5:2 ny fandaharana asabotsy, manao hoe: “Mandehana mandrakariva amin’ny fitiavana.”

Alahady

Miorina amin’ny Joda 21 ny fandaharana alahady, manao hoe: “Mitoera ao amin’ny fitiavan’Andriamanitra.”

Fanazavana

Hitanao ato ny fanazavana ilainao momba ny fivoriambe.