Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra 2018-2019—Miaraka Amin’ny Solontenan’ny Sampana

Jereo ato ny fandaharana ho an’ny fivoriamben’ny faritra amin’ity taona ity. Ao koa ny lohatenin’ny lahateny hataon’ny solontenan’ny sampana.

Mahereza sy Matanjaha!

Hohazavaina amin’io fivoriambe io hoe ahoana no hananana finoana matanjaka sy hampisehoana an’izany.

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Hovaliana amin’io fivoriambe io ny fanontaniana ato.