Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao

Te hitari-dalana sy hiaro ary hitahy antsika ilay Mpamorona.

Sasin-teny

Tian’Andriamanitra ny olombelona, ka ampianariny ny fomba fiaina tsara indrindra.

Ahoana no Ihainoantsika An’Andriamanitra?

Mila fantarintsika hoe inona no tokony hataontsika, ary iza no afaka manampy antsika amin’izany.

Iza moa Andriamanitra?

Azontsika fantarina ny anarany sy ny toetrany.

Nanao Ahoana ny Fiainana tao Amin’ny Paradisa?

Miresaka momba an’izany ny boky voalohany ao amin’ny Baiboly.

Iza no Nihaino An’Andriamanitra Talohan’ny Safodrano ary Iza no Tsy Nihaino Azy?

Nanao ahoana ny toetran’ny olona, rehefa jerena ny zavatra nataony tamin’i Noa?

Iza moa i Jesosy?

Nahoana no tena ilaina ny mahafantatra azy?

Midika ho Inona ho Anao ny Fahafatesan’i Jesosy?

Hitondra fitahiana be dia be izy io.

Rahoviana no ho Lasa Paradisa ny Tany?

Efa voalaza ao amin’ny Baiboly hoe inona avy ny zavatra hitranga, rehefa tena akaiky ilay izy.

Inona no Fitahiana ho Azon’izay Mihaino An’Andriamanitra?

Azo antoka fa tena te hahazo an’izany ianao.

Mihaino Antsika ve i Jehovah?

Inona avy ny zavatra azonao resahina aminy?

Ahoana no Hahasambatra ny Fianakavianao?

Manome torohevitra tena tsara ho antsika ilay Mpamorona ny fianakaviana.

Inona no Tsy Maintsy Atao mba Hampifaliana An’Andriamanitra?

Misy zavatra sasany tian’Andriamanitra, fa misy koa tsy tiany.

Ahoana no Ampisehoanao fa Tsy Mivadika Amin’i Jehovah Ianao?

Ho hita amin’ny fanapahan-kevitra raisinao raha tena tsy te hivadika amin’Andriamanitra ianao na tsia.