Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

2-8 Mey
  • Hira 71 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 129

  • Tsy Mivadika na eo aza ny Fanenjehana: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no ianarantsika avy amin’ireo rahalahintsika tany Alemaina Nazia? Inona no ianarantsika avy amin’ireo rahalahintsika tany amin’ny Firaisana Sovietika teo aloha sy any Rosia?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 2

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 94 sy Vavaka