NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Desambra 2022

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 30 Janoary ka hatramin’ny 26 Febroary 2023.

LAHATSORATRA FIANARANA 49

Afaka ny Hiaina Mandrakizay Isika!

Tadidinao Ve?

Nahafinaritra anao ve ny namaky an’ireo Tilikambo Fiambenana faramparany? Jereo àry izay tadidinao.

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! 2022

Ho hitanao ato ny lisitr’ireo lahatsoratra tao amin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! 2022, nalahatra araka ny foto-kevitra resahiny.