NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Martsa 2017

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 1 Mey ka hatramin’ny 28 Mey 2017.

TANTARAM-PIAINANA

Nahasoa Ahy ny Niaraka Tamin’ny Hendry

Nanao fanompoana manontolo andro isan-karazany i William Samuelson. Sarotra ilay izy indraindray, nefa koa nahafinaritra.

Omeo Voninahitra Izay Tokony Homena An’izany

Iza no tokony homena voninahitra, ary nahoana? Inona no soa horaisintsika raha manome voninahitra an’izay tokony homena an’izany isika?

Manàna Finoana ary Mahaiza Manapa-kevitra

Mety hanova ny fiainanao ny fanapahan-kevitra raisinao. Inona àry no hanampy anao hahay hanapa-kevitra?

Manompoa An’i Jehovah Amin’ny Fo Manontolo

Nanao fahadisoana i Asa, Josafata, Hezekia, ary Josia. Nilaza anefa i Jehovah fa nanompo azy tamin’ny fo manontolo izy ireo. Nahoana?

Handray Lesona avy Amin’izay Nitranga Fahiny ve Ianao?

Afaka mandray lesona avy amin’ny fahadisoana nataon’ny hafa ianao, anisan’izany ny fahadisoana nataon’ireo olona resahin’ny Baiboly.

Tena Namana Foana ve Ianao?

Mila ampiana hifandray tsara amin’i Jehovah ny namana indraindray. Inona no azonao atao mba hanampiana azy?

Anarana Misoratra eo Amin’ny Siny Iray

Nahita potipotika siny tranainy be ny mpikaroka ny any ambanin’ny tany, tamin’ny 2012. Inona no tena mampiavaka an’io siny io?