Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Nahoana Isika no Avelan’Andriamanitra Hijaly?

Nahoana Isika no Avelan’Andriamanitra Hijaly?

Be dia be no te hahalala hoe maninona isika no mijaly be hoatr’izao, dia maninona ny olona no mifankahala. Misy valiny mampahery sy mahafa-po ao amin’ny Baiboly.