Inona no Atao hoe Tena Fitiavana?

Matetika no misy alahelo be ny tantaram-pitiavana amin’ny boky. Miorina amin’ny toro lalana ao amin’ny Baiboly kosa ny tena fitiavana.

Inona no Atao hoe Tena Fitiavana? Teny Fampidirana

Marina fa samihafa ny kolontsain’ny olona momba ny hoe mampiaraka alohan’ny fanambadiana. Handray soa anefa ianao raha mampihatra ny toro lalana ato amin’ity video ity.

Inona no Atao hoe Tena Fitiavana?

Afaka manampy ny Kristianina ny torolalan’ny Baiboly, mba hahaizany hifidy vady sy hampiseho ny tena fitiavana rehefa lasa mpivady ry zareo.