Hijery ny anatiny

Fety

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Krismasy?

Mety ho gaga ianao raha mahafantatra ny tena niandohan’ireo fombafomba fanao rehefa Krismasy.

Oviana i Jesosy no Teraka?

Nahoana no natao 25 Desambra ny Krismasy?

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Paka?

Ahoana no niandohan’ireo fombafomba fanaon’ny olona rehefa Paka?

Ahoana no Niandohan’ny Halloween?

Tsy mampaninona ve ny manao Halloween na dia avy amin’ny mpanompo sampy aza ny fombafomba amin’ilay izy?

Inona moa ny Paska?

Inona no tsaroana amin’io? Nahoana i Jesosy no nankalaza azy io nefa ny Kristianina ankehitriny tsy mankalaza?