Hijery ny anatiny

Andriamanitra

Iza moa Andriamanitra?

Tena Misy ve Andriamanitra?

Manome valiny dimy tena mampiaiky ny Baiboly.

Hery Fotsiny ve Andriamanitra?

Milaza ny Baiboly fa namorona ny zava-drehetra Andriamanitra. Mba miraharaha antsika ve anefa izy?

Eny Rehetra Eny ve Andriamanitra Amin’ny Fotoana Rehetra?

Milaza ve ny Baiboly hoe eny rehetra eny Andriamanitra? Nahoana ianao no mino hoe manana fonenana voafaritra tsara izy, nefa afaka miahy anao koa?

Mipetraka any Amin’ny Toerana Iray ve Andriamanitra?

Inona no lazain’ny Baiboly momba ny fonenan’Andriamanitra? Any koa ve i Jesosy?

Efa Nisy Nahita An’Andriamanitra Ve?

Milaza ny Baiboly fa “tsy nisy nahita an’Andriamanitra.” Lazainy koa anefa hoe ‘nahita ny Andriamanitry ny Israely’ i Mosesy. Tsy mifanohitra ve izany?

Mampianatra Momba ny Andriamanitra Telo Izay Iray ve ny Baiboly?

Antokom-pivavahana maro no mampianatra fa telo izay iray Andriamanitra. Izany ve no ampianarin’ny Baiboly?

Renin’Andriamanitra ve i Maria?

Ny tantaran’ny fivavahana kristianina sy ny Soratra Masina no ahitana raha tena marina izany na tsia.

Miovaova Hevitra ve Andriamanitra?

Mifanohitra ve ny zavatra lazain’ny Baiboly rehefa milaza izy io hoe “tsy miova” Andriamanitra sy hoe ‘manenina’ izy?

Inona moa ny Fanahy Masina?

Nahoana ny Baiboly no milaza fa ‘tanan’Andriamanitra’ny fanahy masina?

Anaran’Andriamanitra

Manana Anarana ve Andriamanitra?

Baiboly maro no ahitana ny anaran’Andriamanitra. Tokony hampiasainao ve io anarana io?

Jesosy ve no Anaran’Andriamanitra?

Tsy nilaza mihitsy i Jesosy hoe izy ilay Andriamanitra Mahery Indrindra. Fa nahoana?

Iza moa i Jehovah?

Andriamanitry ny firenena iray fotsiny ve izy, ohatra hoe an’ny Israelita?

Firy ny Anaran’Andriamanitra?

Mety hisy hieritreritra hoe ‘Allah’, ‘El Shaddai’, ‘Jehovah-Jire’ na ‘Alfa sy Omega’ no anaran’Andriamanitra. Nahoana no zava-dehibe ny ahalalantsika ilay anarana?

Sitrapon’Andriamanitra

Inona no Tian’Andriamanitra Hataoko eo Amin’ny Fiainana?

Mila mahazo fambara manokana na fahitana ve ianao vao hahalala izay tian’Andriamanitra hataonao? Inona no lazain’ny Baiboly?

Efa Voalahatr’Andriamanitra ve ny Fiainantsika sa Isika no Misafidy?

Maro no mino fa efa voalahatra ny fiainany. Marina ve izany sa miankina amin’ny safidy ataontsika no hahatonga antsika hahomby na tsia?

Inona no Hanampy Anao ho Lasa Naman’Andriamanitra?

Ireto misy soso-kevitra fito afaka manampy anao hinamana amin’Andriamanitra.

Andriamanitra ve no Mahatonga Antsika Hijaly?

Mety hijaly ny olon-drehetra, na dia ireo ankasitrahan’Andriamanitra aza. Nahoana?