Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

JW Broadcasting for Apple TV

JW Broadcasting for Apple TV

Ampiasao ny programa JW Broadcasting raha te hijery video na handefa raki-peo avy ao amin’ny jw.org amin’ny tele ianao. Natao ho an’ny Amazon Fire TV, Apple TV, na Roku io programa io.

Azonao atao koa ny miditra ao jw.org raha hijery ny video rehetra. Midira ao amin’ny Zavatra Misy > Video raha hijery ny video rehetra, anisan’izany ny video tao amin’ny Tele JW. Jereo ilay hoe Hijery Video ao Amin’ny JW.ORG raha mila fanazavana fanampiny.