Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

JW BROADCASTING

Frequently Asked Questions​—JW Broadcasting (Apple TV)

Frequently Asked Questions​—JW Broadcasting (Apple TV)

Mety hoe diso ny teny karohinao. (Jereo ilay hoe Hampiditra Programa JW Broadcasting Amin’ny Apple TV.) Na koa mety hoe tsy mahazaka an’ilay programa ny fitaovanao. Mandeha amin’ny Apple TV (4e génération) ny JW Broadcasting.

 

Mandeha amin’ny Apple TV (4e génération na ambonin’izay) ny JW Broadcasting.

Raha manana ordinatera na fitaovana entin-tanana Apple sy Apple TV tranainy ianao, dia azonao atao ny mampiasa AirPlay mba handefasana video amin’ny Tele ampiasainao.

 

Jereo ny lisitry ny fiteny misy amin’ny Apple TV. Raha hanova fiteny dia mandehana ao amin’ny Settings (Firafitra) eo amin’ny pejy fandraisana ary ampiasao ilay hoe Select a Language (Hifidy Fiteny).

 

Tsy andoavam-bola ny maka sy mampiasa programa JW Broadcasting

 

Asaina mampiditra fomba fandoavam-bola ianao raha sambany ianao no mampiasa ny kaontinao mba hidirana ao amin’ny tranonkala fakana programa an’ny Apple (iTunes Store, App Store, na iBooks Store). Tsy ny zavatra rehetra ao amin’ireo tranonkala ireo mantsy no maimaimpoana.

Araho ny dingana ao amin’ny pejy fanampiana an’ny Apple raha tsy te hampiditra fomba fandoavam-bola ao amin’ny kaontinao ianao.

 

Mety ho afaka hanampy anao ny olona iray mahay tsara ny Apple TV na ny JW Broadcasting. Tsidiho ny pejy fanampiana an’ny Apple raha mahakasika ny kaonty na ny Apple TV ny fanontanianao. Antsoy ny biraon’ny sampana akaiky anao raha misy olana ny programa JW Broadcasting.