Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

MIFOHAZA! No. 1 2021 | Torohevitra Manampy eo Amin’ny Fiainana

Te ho sambatra sy ho afa-po daholo isika. Ho hitanao ato hoe misy torohevitra afaka manampy antsika amin’izany.

 

Torohevitra Manampy eo Amin’ny Fiainana

Manome torohevitra antsika ilay Andriamanitra Mahery Indrindra mba hahasambatra antsika dieny izao sy amin’ny hoavy.

Torohevitra Hahasambatra ny Fianakaviana

Inona no azon’ny mpivady sy ny ray aman-dreny ary ny ankizy atao mba hahasambatra ny fianakaviany?

Torohevitra mba Hifandraisana Tsara Aman’olona

Inona no toetra hanampy antsika hifandray tsara aman’olona?

Torohevitra Manampy Anao ho Faly sy Afa-po

Ahoana no atao raha te ho faly sy afa-po eo amin’ny fiainana?

Nahoana Isika no Mijaly sy Mihantitra ary Maty?

Misy antony lehibe efatra mahatonga antsika hijaly sy hihantitra ary ho faty.

Fanantenana Omen’ny Mpamorona

Jereo ato ny zavatra sasany ampanantenain’Andriamanitra hoe omeny antsika amin’ny hoavy.

Te ho Naman’Andriamanitra Isika Rehefa Mahafantatra Azy

Inona no lazain’ny Baiboly momba an’Andriamanitra ka mahatonga anao te hahalala azy sy ho namany?

Afaka Mahita Torohevitra Tsara Ianao

Asain’Andriamanitra manaraka ny torohevitra feno fahendrena avy aminy ianao. Hanaiky ve ianao?

Mila Fanazavana Fanampiny ve Ianao?

Misy video, sary miaina, fanadinadinana, ary lahatsoratra afaka manampy anao handray fanapahan-kevitra tsara sy ho sambatra.