NY TILIKAMBO FIAMBENANA Oktobra 2013 | Inona no Resahin’ny Baiboly?

Resahin’ny Baiboly hoe ahoana no nampisy antsika ary ahoana no namonjen’Andriamanitra ny olombelona tamin’ny alalan’ny Mesia.

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana ny Baiboly no Tokony Hahaliana Anao?

Milaza ny Baiboly fa boky avy amin’Andriamanitra izy io fa tsy boky momba azy fotsiny. Inona no ianaranao avy amin’izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Ahoana no Nampisy Antsika?

Resahin’ny bokin’ny Genesisy hoe ahoana no nampisy an’izao rehetra izao. Inona koa no resahin’io boky io?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nataon’Andriamanitra Izay Hamonjena ny Olombelona

Inona no ifandraisan’ny Mesia amin’ilay fampanantenan’Andriamanitra an’i Abrahama? Ahoana no hanafahany ny olona amin’ny aretina, fijaliana, ary fahafatesana?

MATOAN-DAHATSORATRA

“Efa Hitanay ny Mesia!”

Maro no mino fa i Jesosy ilay Mesia nampanantenaina. Ny hafa indray tsy mino. Diniho izay lazain’ny Baiboly.

MATOAN-DAHATSORATRA

Vaovao Tsara ho An’ny Olombelona Rehetra

Inona no soa azontsika dieny izao sy amin’ny hoavy, avy amin’ilay hafatr’Andriamanitra ho an’ny olombelona?

Torohevitra ho An’ireo Nisara-bady

Maro amin’ireo nisara-bady no mahita hoe mafy kokoa noho ny nieritreretany azy ny fiainany. Misy torohevitra mahasoa ao amin’ny Baiboly.

MANATÒNA AN’ANDRIAMANITRA

“Namela Tanteraka ny Helokareo i Jehovah”

Vonona hamela ny heloky ny mpanota mibebaka Andriamanitra. Tokony hamela ny hafa koa ve isika? Nahoana izany no zava-dehibe?

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

“Maro no Nankahala Ahy”

Fantaro hoe nahoana ny fianarana Baiboly no nampiova lehilahy iray nahery setra.

Misy Vokany eo Aminao ve ny Loko?

Misy vokany eo amin’ny fihetseham-pon’ny olona ny loko. Handinika loko telo isika ato, ary hijery hoe inona no vokatr’izy ireo eo aminao.

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Inona no fanantenana ho an’ireo olona efa maty? Mbola ho velona indray ve izy ireny?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Mitety Trano?

Fantaro hoe nasain’i Jesosy nanao inona ny mpianany voalohany.