Hijery ny anatiny

Fifandraisana Aman’olona

Fifandraisana Amin’ny Namana

Manatsara ny Fiainana: Fianakaviana sy Namana

Raha te hifandray tsara amin’ny hafa ianao dia ny zavatra azonao atao ho azy no tokony hifantohanao, fa tsy izay azony atao ho anao.

Te Hahazo Namana Tsara ve Ianao?

Mihevitra ny ankamaroan’ny olona hoe ilaina ny manana namana tsara. Inona no hanampy anao ho namana tsara? Misy toro lalana efatra avy ao amin’ny Baiboly ato amin’ity lahatsoratra ity.

Inona no Atao hoe Tena Namana?

Betsaka ny namana sandoka, nefa ahoana no ahitana tena namana?

Ahoana no Hahazoana Tena Namana?

Misy soso-kevitra efatra ato hanampy anao hanana namana akaiky.

Iza no Tena Namako?

Ahoana no hahazoana namana tsara sy hijanonana ho mpinamana foana?

Nahoana Aho no Tokony Hinamana Amin’ny Olona Isan-karazany?

Tsara ny manana namana vitsivitsy, nefa mety hahitana olana koa. Fa nahoana?

Manirery

Malahelo Be ve Ianao Rehefa Tsy Misy Namana?

Mankarary ny malahelo lava, mitovy amin’​⁠ny mifoka sigara 15 isan’​⁠andro ny vokatr’​⁠ilay izy. Ahoana no atao mba tsy halahelo be rehefa tsy misy namana?

Fa Maninona Aho no Tsy mba Mana-namana?

Tsy ianao ihany no mahatsiaro ho manirery sy tsy mana-namana. Ahoana no nataon’ny tanora hafa mitovy aminao mba hiatrehana izany?

Ahoana no Hataoko Raha Tsy Mitovy Amin’ny Ankizy Hafa Aho?

Inona no zava-dehibe kokoa aminao: Miezaka hitovy amin’ny hafa na dia ratsy fitondran-tena aza ry zareo? Sa miezaka hanana hazondamosina?

Fifandraisan-davitra

Aza Mieritreritra Asa Intsony Rehefa any An-trano

Tsy tianao hanelingelina ny fotoana tokony hiarahanao amin’ny vadinao ve ny asanao? Ireto misy soso-kevitra dimy afaka manampy anao.

Mahaiza Mandanjalanja Rehefa Mampiasa Fitaovana Elektronika

Mety hahasoa nefa mety handrava ny tokantranonao ny fitaovana elektronika. Misy vokany ao an-tokantranonao ve izy ireny?

Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny Fandefasana Sary ao Amin’ny Internet?

Ahafahanao mifandray amin’ny namana sy havana ny mandefa sary ao amin’ny Internet, nefa mety hahitanao loza koa.

Mbà Fetsifetsy Amin’ny Internet!

Mahafinaritra ny mifanerasera amin’ny namana ao amin’ny Internet, nefa na izany aza tandremo sao midi-kizo!

Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny SMS?

Mety hahatonga anao ho very namana sy ho ratsy laza ny SMS. Nahoana?

Hajao ny Hafa Rehefa Mampiasa Telefaonina

Tsy manaja ve raha ajanona ny resaka mba hijerena SMS? Sa raha tsy jerena mihitsy ny SMS alefan’olona satria variana miresaka, dia izay no tena tsy manaja?

Mampiaraka

Efa Afaka Mampiaraka ve Aho?

Zavatra dimy hanampy anao hahalala raha efa afaka mampiaraka sy manambady ianao.

Tsy Mampaninona ve ny Manadaladala Olona?

Inona no atao hoe manadaladala olona? Nahoana no misy manao an’ilay izy? Inona no maharatsy an’ilay izy?

Mpinamana Fotsiny sa Mpifankatia? Fizarana 1: Tia Anao Tokoa ve Izy?

Ato misy soso-kevitra hanampy anao hahafantatra raha tena tia anao ny olona iray na te ho namanao fotsiny.

Mpinamana Fotsiny sa Mpifankatia? Fizarana 2: Tena Tia Azy Tokoa ve Aho?

Ahoana no ahafantaranao raha ny ataonao no mety hahatonga an’ilay namanao hieritreritra hoe tia azy ianao? Ireto misy soso-kevitra.

Hanao Ahoana re ny Fiainako Rehefa Manambady Aho E?—Fizarana 1

Inona no tombontsoa ananan’ireo manambady sy ny olana mety hatrehiny?

Hanao Ahoana re ny Fiainako Rehefa Manambady Aho E?—Fizarana 2

Inona no hanampy anao ho vonona hiatrika an’ireo zavatra tsy ampoizina rehefa manambady?

Inona avy no Tokony Hampoiziko Rehefa Mampiaraka Aho?

Misy zavatra telo efa tokony hampoizinao rehefa miaraka amin’ny olona iray ianao.

Tena Tia sa Taratara Fotsiny?

Fantaro ny atao hoe taratara fotsiny amin’ny olona iray sy ny hoe tena tia azy.

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Tokantranomaso?

Manome toromarika antsika Andriamanitra hoe ahoana no hahasambatra ny fianakaviana. Mahasoa foana ny fitsipiny.

Inona no Atao hoe Tena Fitiavana?

Afaka manampy ny Kristianina ny torolalan’ny Baiboly, mba hahaizany hifidy vady sy hampiseho ny tena fitiavana rehefa lasa mpivady ry zareo.

Ahoana Raha Nisaraka Ianareo Roa?

Ahoana no hiatrehanao ny fiainana indray raha nisaraka tamin’​ilay olona nirinao ho vady ianao?

Inona no Hataoko fa Nisaraka Izahay?

Ho hitanao ato hoe inona no azonao atao mba tsy halahelo be intsony.

Mamitram-pihavanana

Maninona Aho no Tokony Hiala Tsiny?

Mieritreritra ve ianao indraindray hoe tsy ianao irery no diso? Nahoana anefa ianao no tokony hiala tsiny na izany aza? Hahita antony telo ianao ato.

Ratsy ve ny hoe Tezitra?

Rariny foana ve raha tezitra isika? Inona no tokony hataonao dieny mbola tsy tezitra be ianao?

Tsy Aleo ve Mihavana?

Tena mandaitra ny torohevitry ny Baiboly rehefa ampiharina. Na ny mpifahavalo aza lasa mpinamana be.

Inona no Atao hoe Mamela Heloka?

Inona no hanampy anao hamela heloka? Misy soso-kevitra dimy ato.

Mahaiza Mifamela

Nahoana no sarotra ny mamela heloka? Afaka manampy anao ny Baiboly.

Inona no Tena Mahasambatra? Mamela Heloka

Tsy ho sambatra ny olona tezi-dava sy mitana lolompo sady tsy ho salama.

Fanavakavahana sy Fitsarana An-tendrony

Manavakavaka ve Ianao?

Efa nisy foana ny fanavakavahana hatramin’izay. Ianaro ao amin’ny Baiboly hoe inona no azonao atao raha tsy te hanavakavaka ianao.

Olana Eran-tany ny Fanavakavahana

Inona no atao hoe fanavakavahana? Mahakasika ny tsirairay izy io, ary fahita eran-tany. Nahoana?

Fanavakavahana: Manavakavaka ve Ianao?

Ahoana no amantarana hoe efa manavakavaka isika?

Afaka Manampy Antsika Hahay Handefitra ny Baiboly

Asehon’ireto andininy ireto fa mampirisika ny olona ho tia fihavanana sy hanaja ny olona rehetra ny Baiboly.

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Fanavakavaham-bolon-koditra?

Mitovy daholo ve ny olona rehetra, na inona na inona firazanany? Mbola ho foana ve ny fanavakavaham-bolon-koditra?

Inona no Hanampy ny Olona Tsy Hifankahala Intsony?​—Aza Manavakavaka

Raha tsy manavakavaka hoatran’Andriamanitra ianao, dia hahavita hanala an’izay fihetseham-po ratsy anananao.

Fanavakavahana: Ataovy Isan-karazany ny Namanao

Ho hitanao ato hoe mahasoa ny manana namana isan-karazany.

Nofinofy Fotsiny ve ny hoe ho Foana ny Fanavakavaham-bolon-koditra? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Olona an-tapitrisany amin’izao no mianatra Baiboly, dia ianarany ao hoe ahoana no hanajana ny hafa.

Rahoviana no Tsy Hisy Intsony ny Fanavakavahana?

Vakio ato fa dieny izao ny Baiboly dia efa manampy ny olona tsy hanavakavaka. Rahoviana no ho fongotra ny fanavakavahana?

Afaka Mandresy ny Fankahalana ve ny Fitiavana?

Mety ho sarotra ny mandresy ny fankahalana. Jereo hoe inona no nanampy ny Jiosy iray sy ny Palestinianina iray hahavita an’izany.

Johny sy Gideon: Mpifahavalo Lasa Mpirahalahy

Zavatra fahita isan’andro ny fanavakavaham-bolon-koditra, any amin’ny faritra sasany. Nahavita nandresy an’izany anefa ny lehilahy roa atsy Afrika Atsimo.

Tiako Hanjaka ny Rariny

Te hiady tamin’ny tsy rariny i Rafika, ka niditra tamina fikambanana iray. Nianarany tao amin’ny Baiboly anefa tatỳ aoriana hoe ny Fanjakan’Andriamanitra ihany no hahavita hanafoana ny tsy rariny sy ny korontana.