Hijery ny anatiny

Fitaizana Tanora

Fifampiresahana

Ampio ny Zanakao ho Lasa Olon-dehibe Matotra

Efa mihalehibe ve ny zanakao? Ahoana àry no hanampianao azy ho lasa olon-dehibe matotra?

Ahoana no Hiresahanao Amin’ny Zanakao?

Sorena ve ianao isaky ny miresaka amin’ny zanakao? Inona no maha sarotra an’ilay izy?

Mahaiza Miresaka Amin’ny Zanakao

Ahoana no ifampiresahana amin’ny tanora tsy mety miresaka?

Miezaha mba Tsy Hifamaly Rehefa Miresaka Amin’ny Zanakao

Vao miezaka hanana ny maha izy azy ny zanakao ary tsara raha avela haneho ny heviny izy. Ahoana no azonao anampiana azy?

Ahoana no Atao Raha Te Hamono Tena ny Zanakao?

Inona no azon’ny ray aman-dreny atao raha te hamono tena ny zanany?

Ahoana Raha Misalasala Momba ny Zavatra Inoanao ny Zanakao?

Arakaraka ny fomba firesakao amin’ny zanakao no mety hahatonga azy hazoto be indray hanaraka ny fivavahanao na hiala tanteraka amin’izany.

Fifehezana sy Fampiofanana

Ahoana Raha Lasa Tsy Atokisanao Intsony ny Zanakao?

Aza tonga dia mieritreritra hoe tsy te hankatò anao ny zanakao

Ahoana no Anomezanao Tari-dalana ny Zanakao?

Nahoana no mora amin’ny ankizy ny mifandray akaiky amin’ny namany noho ny hoe mifandray akaiky amin’ny ray aman-dreniny?

Ampio ny Zanakao mba Hankatò

Midika hoe mampianatra ny hoe mifehy. Hanampy anao hampianatra ny zanakao hankatò fa tsy hikomy ny toro lalan’ny Baiboly.

Tianao Hahazo Naoty Tsara ve ny Zanakao?

Fantaro hoe nahoana no ratsy ny naotiny, dia ampio izy mba ho tia mianatra.

Ahoana no Hanomezana Fitsipika ny Tanora?

Inona no azonao atao raha sosotra foana amin’​izay fitsipika omenao azy ny zanakao?

Internet: Ampitandremo ny Zanakao

Ahoana no azonao anampiana ny zanakao hanao safidy tsara, fa tsy hoe matahotra ny ho bedy fotsiny?

Tokony Hampiasa Tambazotran-tserasera ve ny Zanako?

Misy fanontaniana efatra hanampy anao hanapa-kevitra tsara ato.

Ampio ny Zanakao Raha Mampijaly ny Tenany

Misy ankizy manao fanahy iniana mampijaly tena. Fa nahoana? Ahoana no hanampianao ny zanakao raha manao an’izany izy?

Ampitandremo ny Zanakao Amin’ny Hafatra Vetaveta

Mety haharay SMS na sary vetaveta amin’ny telefaoniny ny zanakao, na mety hampirisihin’ny namany handefa an’izany. Ahoana àry no azonao iarovana azy?