Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tatitra Maneran-tany 2016

Tatitra Maneran-tany 2016
  • Sampan’ ny Vavolombelon’ i Jehovah: 89

  • Tany Nanao Tatitra: 240

  • Tontalin’ny Fiangonana: 119 485

  • Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 20 085 142

  • Nihinana Mofo sy Nisotro Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 18 013

  • Tampon’isan’ny Mpitory Ilay Fanjakana: 8 340 847

  • Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 8 132 358

  • Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2015: 1,8

  • Tontalin’ny Natao Batisa: 264 535

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 459 393

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Maharitra sy Manokana: 1 157 017

  • Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 983 763 754

  • Salanisan’ny Fampianarana Baiboly Isam-bolana: 10 115 264

Nandritra ny taom-panompoana 2016, dia 213 tapitrisa dolara mahery no lanin’ny Vavolombelon’i Jehovah nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra mpitety faritany, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy. Misy 19 818 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.